<?xml version="1.0" encoding="UTF-8"?><song><lyrics>[V1]
 Tsy hainay ny hangina
 Ka tsy hankalaza ny Avo
 Nameno fitahiana
 Ka tsy mba namela ho lavo.

[C1]
   Ka dera ry Ray!
   Sy saotra no atolotray ho Anao
   Raiso (fo sy fanahy), fo faly loatra
   No entinay midera Anao.
   Ny sainay tsy ampy hahalala
   Ny fatran'ny fitiavanao
   Ka raiso ry Tompo Malala
   Ny fankasitrahana Anao (ry Ray).

[V2]
 Tsy hainay hadinoina
 'Lay fara-fitiavanao, Ray o!
 Fa maty novonoina
 Ny Zanakao hamonjy anay.
 Ka dera ry Ray o! sns...</lyrics>
<title>Tsy hainay ny hangina FF7</title>
<hymn_number>7</hymn_number>
</song>